plt_tq/ezk/37/07.md

4 lines
225 B
Markdown

# Inona no nitranga tamin'ireo taolana rehefa naminany tamin'izy ireo voalohany Ezekiela?
Tamin'ny Ezekiela naminany tamin'izy ireo voalohany, dia nifanatona niaraka ireo taolana ary nandrakotra azy ireo ny nofo sy hoditra.