forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
303 B
Markdown
4 lines
303 B
Markdown
# Inona no nolazain'i Yaveh fa ho ataony amin'ny ankohonan'Israely mba hahafahan'izy ireo mandeha araka ireo lalàny sy mitandrina ny didiny?
|
|
|
|
Yaveh dia nilaza fa hametraka ny fanahiny ao amin'izy ireo Izy ary hahatonga azy ireo hanaraka ny lalàny sy mitandrina ny didiny, dia ho ataon'izy ireo izany.
|