forked from WA-Catalog/plt_tq
16 lines
716 B
Markdown
16 lines
716 B
Markdown
# Inona no ho ataon'ny tany manontolo rehefa rava ny vahoakan'ny Tendrombohitra Seira?
|
|
|
|
Hifaly ny tany manontolo rehefa rava ny vahoakan'ny Tendrombohitra Seira.
|
|
|
|
# Inona no nataon'ny vahoakan'ny Tendrombohitra Seira tamin'ny faharavan'ny Tendrombohitr'Israely?
|
|
|
|
Nifaly ny vahoakan'ny Tendrombohitra Seira rehefa rava ny vahoakan'Israely.
|
|
|
|
# Yaveh dia nanambara fa faritra rehetran'iza no ho lasa faharavana?
|
|
|
|
Yaveh dia manambara fa ny Tendrombohitra Seira sy Edoma manontolo dia ho lasa faharavana.
|
|
|
|
# Inona no ho fantatry ny vahoakan'ny Tendrombohitra Seira sy Edoma rehefa mitsara azy ireo Yaveh?
|
|
|
|
Ny vahoakan'ny Tendrombohitra Seira sy Edoma dia hahafantatra fa ny Tompo dia Yaveh rehefa mitsara azy ireo Yaveh.
|