|
# Nasain'i Yaveh maminany manohitra an'iza i Ezekiela?
|
|
|
|
Nasain'i Yaveh maminany manohitra ny Tendrombohitra Seira i Ezekiela.
|
|
|
|
# Inona no lazain'i Yaveh fa ho ataony amin'ny Tendrombohitra Seira?
|
|
|
|
Yaveh dia milaza fa ho ataony lao sy horohoro ny Tendrombohitra Seira.
|