plt_tq/ezk/29/21.md

8 lines
320 B
Markdown

# Amin'izany andro izany, inona no ho ampanaovin'i Yaveh an'i Ezekiela?
Amin'izany andro izany dia hampiteny an'i Ezekiela eo afovoan'ny ankohonan'Israely i Yaveh.
# Amin'izany andro izany, inona no ho fantatry ny ankohonan'Israely?
Amin'izany andro izany dia hahafantatra ny ankohonan'Israely fa ny Tompo dia Yaveh.