plt_tq/ezk/23/36.md

4 lines
180 B
Markdown

# Inona no nataon'ireo mpirahavavy roa tamin'ny zanaka lahin'izy ireo teraka ho an'i Yaveh?
Ireo mpirahavavy roa dia nandefa ny zanaka lahin'izy ireo tao anaty afo mba ho levona.