plt_tq/ezk/20/27.md

4 lines
215 B
Markdown

# Ahoana no nitenenan'ny razamben'Israely ratsy sy namitahan'izy ireo an'i Yaveh?
Ny razamben'Israely dia niteny ratsy sy namitaka an'i Yaveh tamin'ny fanolorana sorona tamin'ireo sampy teny amin'ireo toerana avo.