plt_tq/ezk/20/10.md

8 lines
297 B
Markdown

# Inona no nomen'i Yaveh ny vahoakan'Israely tany an'efitra?
Yaveh dia nanome ny vahoaka ny lalàny, didiny, ary ny Sabatany.
# Inona no nolazain'i Yaveh fa ho afaka nataon'izy ireo raha nankato ireo didiny izy ireo?
Yaveh dia nilaza ny vahoaka fa afaka niaina izy ireo raha nankato ny didiny.