plt_tq/ezk/19/01.md

12 lines
450 B
Markdown

# Inona no nasaina nataon'i Ezekiela?
Nasaina nanao fitomaniana manohitra an'ireo mpitarik'Israely i Ezekiela.
# Ao amin'ilay fanoharana an'ireo liona, inona no nianaran'ny iray tamin'ireo zanany?
Ny iray tamin'ireo zanany dia nianatra namiravira ireo hazany sy nihinana olona.
# Rehefa nandre momban'io zanaka io ireo firenena, dia inona no nataon'izy ireo?
Namandrika an'ilay zanaka ireo firenena ary nitondra azy tany amin'ny tanin'i Egypta.