plt_tq/ezk/17/19.md

8 lines
359 B
Markdown

# Araka an'i Yaveh, faneken'iza raha ny marina no nivadihan'ny mpanjakan'i Jerosalema?
Araka an'i Yaveh, dia nivadika tamin'ny fanekeny tamin'i Yaveh ny mpanjakan'i Jerosalema raha ny marina.
# Inono no nambaran'i Yaveh fa hitranga amin'ireo tafiky ny mpanjakan'i Jerosalema?
Yaveh dia nanambara fa ho lavon-tsabatra ireo tafiky ny mpanjakan'i Jerosalema.