forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
478 B
Markdown
8 lines
478 B
Markdown
# Iza no nampiasain'i Yaveh ho ohatra amin'ny sasany amin'ireo lehilahy masina indrindra ao amin'ny tantara?
|
|
|
|
Yaveh dia nampiasa an'i Noa, Daniela, ary Joba ho ohatra amin'ny sasany amin'ireo masina indrindra ao amin'ny tantara.
|
|
|
|
# Rehefa mitondra fitsarana i Yaveh, iza no tsy afaka ho havotan'izay masina indrindra ao amin'ilay tany?
|
|
|
|
Rehefa mitondra fitsarana i Yaveh, dia tsy ho afaka ny hanavotra ny zanany lahy na ny zanany vaviny ireo masina indrindra ao amin'ilay tany.
|