forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
405 B
Markdown
8 lines
405 B
Markdown
# Inona no nolazain'i Yaveh fa hitranga amin'ny tafiky ny andriandahin'i Jerosalema?
|
|
|
|
Yaveh dia nilaza fa ho aparitaka ilay tafika, ary handefa sabatra hanenjika azy ireo Izy.
|
|
|
|
# Inona ireo antony roa nomen'i Yaveh tamin'ny famindrana fo olona vitsy?
|
|
|
|
Yaveh dia nilaza fa hamindra fo olona vitsy Izy mba hahafahan'izy ireo mitahiry ny fahavetavetan'Israely, ary ho fantatr'izy ireo fa ny Tompo dia Yaveh.
|