plt_tq/ezk/09/07.md

4 lines
212 B
Markdown

# Inona no fanontaniana napetrak'i Ezekiela an'i Yaveh raha nahita ireo lehilahy enina namely ny tanàna izy?
Nanontany an'i Yaveh i Ezekiela raha ho ravaina amin'ny hatezeran'i Yaveh ireo sisa tavelan'Israely.