forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
331 B
Markdown
8 lines
331 B
Markdown
# Inona no hitranga rehefa mitady fahitana avy amin'ny mpaminany ny vahoaka?
|
|
|
|
Rehefa mitady fahitana ny vahoaka, dia ho levona ny Lalàna sy ny torohevitra.
|
|
|
|
# Ahoana no hamalian'ny mpanjaka sy ny vahoaka rehefa tonga ny fitsaràn'i Yaveh?
|
|
|
|
Rehefa tonga ny fitsaràna, dia hisaona ny mpanjaka ary hangovitry ny tahotra ny vahoaka.
|