plt_tq/ezk/07/14.md

8 lines
227 B
Markdown

# Ahoana no fomba hafatesan'ireo ao amin'ilay tanàna?
Ireo ao amin'ilay tanàna dia ho fatin'ny mosary sy areti-mandringana.
# Aiza no hitsoahan'ireo sisa velona?
Ireo sisa velona dia hitsoaka any amin'ireo tendrombohitra.