forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
447 B
Markdown
8 lines
447 B
Markdown
# Inona no nolazain'i Yaveh an'i Ezekiela mba ho hanina sy sotroina rehefa mandry amin'ny ilany izy?
|
|
|
|
Nasain'i Yaveh nihinana varim-bazaha sy nisotro rano i Ezekiela.
|
|
|
|
# Nahoana Yaveh no nilaza an'i Ezekiela mba hanendy amin'ny kitay dikin'olombelona eo imason'ny ankohonan'Israely?
|
|
|
|
Ezekiela dia nila nanendy tamin'ny fampiasana kitay dikin'olombelona mba ho famantarana fa ny sakafo hohanin'ny vahoakan'Israely eo amin'ireo firenena dia maloto.
|