plt_tq/ezk/03/26.md

8 lines
437 B
Markdown

# Inona no nolazain'ny Fanahy fa tsy ho afaka ataon'i Ezekiela amin'ny teniny manokana?
Ilay Fanahy dia nilaza fa tsy afaka ny hiteny mafy ny ankohonan'Israely amin'ireo teniny manokana i Ezekiela.
# Inona no nolazain'ny Fanahy fa afaka nataon'i Ezekiela rehefa niresaka taminy ilay Fanahy?
Nilaza ilay Fanahy fa Ezekiela dia afaka nanokatra ny vavany sy nilaza hoe: "Izao no lazain'ny Tompo Yaveh," rehefa niresaka taminy ny Fanahy.