plt_tq/ezk/02/04.md

12 lines
457 B
Markdown

# Araka ilay Fanahy, vahoaka inona ireo taranak'Israely?
Ireo taranaka ireo dia mafy hatoka, mafy loha, ary vahoaka mpikomy.
# Inona no tsy maintsy nolazain'i Ezekiela tamin'ny vahoakan'Israely?
Ezekiela dia tsy maintsy nilaza hoe: "Izao no lazain'nyTompo Yaveh," amin'ny vahoakan'Israely.
# Inona no ho fantatry ny vahoakan'Isarely nohon'ny fitenenan'i Ezekiela tamin'izy ireo?
Ny vahoakan'Israely dia hahafantatra fa misy mpaminany eo amin'izy ireo.