plt_tq/ezk/01/24.md

4 lines
299 B
Markdown

# Inona no nilazan'i Ezekiela ny feon'ny fikopakopaky ny elat'ireo zava-manan'aina ireo?
Ny feon'ny fikopakopaky ny elatr'ireo zava-manan'aina ireo dia tahaka ny firaondraon'ny rano mandeha, tahaka ny feon'ilay Tsitoha isak'izay nihetsika, tahaka ny feon'ny kotrok'orana, ary tahaka ny feon-tafika