plt_tq/ezk/01/19.md

4 lines
200 B
Markdown

# Nahoana ireo kodia no nandeha tamin'izay nalehan'ireo zava-manan'aina?
Ireo kodia dia nanaraka izay nalehan'ny ireo zava-manan'aina ireo satria tao amin'ireo kodia ny fanahin'ireo zava-manan'aina.