plt_tq/exo/40/31.md

4 lines
340 B
Markdown

# Impiry Mosesy, Arona, ary ireo zanany lahy no manasa ny tanana sy ny tongotr'izy ireo ao amin'ny kovetabe?
Nanasa ny tanany sy ny tongotr'izy ireo tao amin'ny kovetabe i Mosesy, Arona sy ireo zanany lahy na oviana na oviana handehanan'izy ireo ao amin'ny trano-lay fihaonana ary na oviana na oviana hiakaran'izy ireo eo amin'ny alitara.