plt_tq/exo/39/17.md

4 lines
195 B
Markdown

# Nampifandray ny inona ny rojo voarandrana?
Nampifandray ireo zoron'ny saron-tratra sy ireo vitrana roa, izay nafatotra teo amin'ny saron-tsoroky ny efoda avy teo anoloany ny rojo voarandrana.