plt_tq/exo/36/01.md

4 lines
232 B
Markdown

# Iza no hanao ny asa fanamboarana ny fitoerana masina?
Bezalila sy Oholiaba no hiasa, ary ireo olona hendry am-po izany nomen'i Yaveh fahaiza-manao sy fahakingana mba ahafantatra ny fomba hanamboarana ny toerana masina ihany koa.