plt_tq/exo/30/17.md

4 lines
156 B
Markdown

# Aiza no tsy maintsy ametrahan'i Mosesy ny koveta varahina lehibe?
Tsy maintsy apetrak'i Mosesy eo anelanelan'ny trano-lay fihaonana sy ny alitara izany.