plt_tq/exo/30/15.md

4 lines
262 B
Markdown

# Rehefa nandray ny vola fanavotana avy amin'ireo Israelita i Mosesy, dia ahoana no tsy maintsy hanomezany izany?
Rehefa nandray ny vola fanavotana avy amin'ireo Israelita i Mosesy, dia tsy maintsy hitondra izany amin'ny asa ao amin'ny trano-lay fihaonana izy.