plt_tq/exo/30/10.md

4 lines
231 B
Markdown

# Impiry no tsy maintsy hanaovan'i Arona fanavotana eo amin'ireo tandroky ny alitaran'ny ditin-kazo manitra?
Tsy maintsy hanao fanavotana indray mandeha isan-taona eo amin'ireo tandroky ny alitaran'ny ditin-kazo manitra i Arona.