plt_tq/exo/29/19.md

4 lines
396 B
Markdown

# Tsy maintsy ataon'i Mosesy inona ny rà avy amin'ny ondrilahy faharoa?
Tsy maintsy ataony eo amin'ny tendron'ny ravin-tsofina ankavanan'i Arona izany, ary eo amin'ny tendron'ny ravin-tsofina ankavanan'ireo zanany, eo amin'ny ankihiben'ny tanana ankavanan'izy ireo, sy eo amin'ny ankihiben-tongotra ankavanan'izy ireo. Avy eo dia tsy maintsy mamafy ny rà amin'ny sisin'ny alitara rehetra izy.