forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
456 B
Markdown
8 lines
456 B
Markdown
# Amin'ny filaharana ahoana ireo anaran'ireo zanaka lahin'Israely roa ambin'ny folo lahy no tsy maintsy eo amin'ireo vato beryla roa?
|
|
|
|
Samy araka ny filaharan'ny nahaterahany avy no tsy maintsy hanaovana ny anaran'ireo zanaka lahin'Israely roa ambin'ny folo lahy.
|
|
|
|
# Nahoana no hitondra ny anaran'ireo zanaka lahin'Israely roa ambin'ny folo eo an-tsorony roa Arona?
|
|
|
|
Arona no hitondra ny anaran'izy ireo eo an-tsorony roa ho fampatsiahivana ho an'i Yaveh.
|