forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
318 B
Markdown
4 lines
318 B
Markdown
# Inona no ho lalàna maharitra mandrakizay hatramin'ireo taranaky ny firenen'Israely?
|
|
|
|
Arona sy ireo zanany lahy dia tsy maintsy hikarakara ireo fitoeran-jiro eo anatrehan'i Yaveh, manomboka ny hariva mandra-maraina. Izany fepetra izany no ho lalàna maharitra mandrakizay hatramin'ny taranaky ny vahoakan'i Israely.
|