forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
315 B
Markdown
4 lines
315 B
Markdown
# Amin'ny inona no tsy maintsy anaovana ny fitaovana rehetra ampiasana ao amin'ny tabernakely, sy ny fihantonan-day rehetra amin'ny tabernakely sy ny kianja?
|
|
|
|
Ny fitaovana rehetra ampiasana ao amin'ny tabernakely, sy ny fihantonan-day rehetra amin'ny tabernakely sy ny kianja dia tsy maintsy atao amin'ny varahina.
|