forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
413 B
Markdown
4 lines
413 B
Markdown
# Iza no tokony alain'i Mosesy mba hanao ny tabernakely amin'ny lamba folo vita amin'ny rongony fotsy madinika sy manga, volomparasy, ary volon'ondry jaky miaraka amin'ireo soratry ny kerobima?
|
|
|
|
Tsy maintsy maka mpanao asa tanana tena mahay i Mosesy mba hanao ny tabernakely amin'ny lamba folo vita amin'ny rongony fotsy madinika sy manga, volomparasy, ary volon'ondry jaky miaraka amin'ireo soratry ny kerobima.
|