plt_tq/exo/25/23.md

4 lines
198 B
Markdown

# Sisin'inona no tsy maintsy apetak'i Mosesy manodidina ny tampon'ny latabatra vita amin'ny hazo akasia?
Tsy maintsy manao sisim-bolamena manodidina ny tampon'ny latabatra vita amin'ny akasia izy.