plt_tq/exo/22/29.md

4 lines
232 B
Markdown

# Hena inona no tsy tokony hohanin'ireo Israelita? Tokony ataon'izy ireo ahoana izany?
Tsy tokony hihinana hena izay efa noviravirain'ny biby teny an-tsaha ireo Israelita. Fa kosa, tsy maintsy hanipy izany ho an'ny alika izy ireo.