forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
296 B
Markdown
4 lines
296 B
Markdown
# Raha tsy te ho afaka ilay mpanompo, dia inona no hitranga?
|
|
|
|
Raha tsy te ho afaka ilay mpanompo, dia tsy maintsy hitondra azy eo am-baravarana na tolam-baravarana ilay tompo, ka tsy maintsy tevehin'ny tompony amin'ny haolo ny sofiny. Ary dia hanompo azy mandra-pahatapitry ny ainy ilay manompo.
|