forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
426 B
Markdown
8 lines
426 B
Markdown
# Nahoana no nangovitra ny vahoaka?
|
|
|
|
Nandre ny kotrok'orana sy ny tselatra, ary nandre ny feon'ny trompetra, ary nahita ny trendrombohitra nanetroka ny olona rehetra. Rehefa nahita izany ny olona, dia toran-kovitra izy ireo ary nijoro avy lavitra.
|
|
|
|
# Inona no noeritreretin'ireo Israelita fa hitranga rehefa miresaka amin'izy ireo Andriamanitra?
|
|
|
|
Noheveriny fa raha miresaka amin'izy ireo Andriamanitra, dia ho faty izy ireo.
|