plt_tq/exo/19/03.md

4 lines
256 B
Markdown

# Inona no tsy maintsy ataon'ireo Israelita raha te ho fananan'i Yaveh manokana izy ireo?
Tsy maintsy mihaino am-pankatoavana ny feon'i Yaveh ireo Israelita ka mitandrina ny fanekeny, dia ho harena manokana ho Azy mihoatra amin'ny olona rehetra izy ireo.