plt_tq/exo/18/15.md

4 lines
193 B
Markdown

# Nahoana no tonga teo amin'i Mosesy ny olona?
Tonga teo amin'i Mosesy ny olona mba hanontany ny tari-dalan'Andriamanitra. Rehefa misy disadisa eo amin'izy ireo, dia tonga teo aminy izy ireo.