forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
558 B
Markdown
8 lines
558 B
Markdown
# Inona no nitranga raha nihazona ny tanany ho ambony Mosesy, ary rehefa navelany haka aina ny tanany?
|
|
|
|
Rehefa nihazona ny tanany ho ambony Mosesy, dia nandresy Israely. Rehefa navelany haka aina ny tanany, dia nanomboka nandresy ny Amalekita.
|
|
|
|
# Ahoana no nanampian'i Arona sy Hora an'i Mosesy mba hihazonana ny tanany ho ambony?
|
|
|
|
Naka vato i Arona sy Hora ary nametraka izany tao ambaniny mba hipetrahany. Tamin'io fotoana io ihany, dia nihazona ny tanany ho ambony i Arona sy Hora, ny olona iray teo andaniny, ary ny olona iray hafa teo amin'ny ankilany.
|