forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
312 B
Markdown
8 lines
312 B
Markdown
# Inona ny mana?
|
|
|
|
Ny mana dia fotsy toy ny voan-drafy, ary manana tsiro toy ny koriandra manify misy tantely.
|
|
|
|
# Nahoana no ho tehirizina ny mana iray omera?
|
|
|
|
Ny mana iray omera dia ho tehirizina hatramin'ny taranaky ny vahoaka mba hahitan'ireo taranaka ireo mofo izay namahanan'i Yaveh azy ireo tany an'efitra.
|