# Inona no nangatahan'ireo Israelita tamin'ireo Egyptiana?
Nangataka firavaka volafotsy, volamena, ary akanjo tamin'ireo Egyptiana ireo Israelita.