plt_tq/exo/12/26.md

4 lines
440 B
Markdown

# Rehefa manontany azy ireo ny zanak'ireo Israelita hoe: 'Inona no dikan'izao fomba fivavahana izao?', dia inona no tsy maintsy lazain'izy ireo?
Rehefa manontany azy ireo ny zanak'ireo Israelita hoe: 'Inona no dikan'izao fomba fivavahana izao?' dia tsy maintsy hiteny izy ireo hoe: 'Soron'ny Paskan'i Yaveh izao, satria nandalo tamin'ny tranon'ireo Israelita tao Egypta Yaveh rehefa namely an'ireo Egyptiana. Nanafaka ny ankohonanay Izy.'