forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
553 B
Markdown
8 lines
553 B
Markdown
# Inona no tsy maintsy ataon'ny fianakavian'ny Israelita tsirairay amin'ny andro fahafolon'izany volana izany?
|
|
|
|
Amin'ny andro fahafolon'izany volana izany dia tsy maintsy maka ondry na zanak'osy ho azy ireo ny fianakaviana tsirairay.
|
|
|
|
# Raha vitsy loatra ka tsy hahalany zanak'ondry iray ny fianakaviana iray, dia inona no tokony hataon'izy ireo?
|
|
|
|
Raha vitsy loatra ka tsy hahalany zanak'ondry iray ny tokantrano iray, dia tokony haka ny henan-janak'ondry na zanak'osy izay ampy hohanin'ny isam-batan'olona ny lehilahy sy ny mpiray vody rindrina aminy.
|