plt_tq/exo/08/01.md

8 lines
482 B
Markdown

# Inona no hataon'i Yaveh raha nandà tsy hamela ny vahoakan'Yaveh handeha Farao?
Raha nandà tsy hamela ny vahoakan'Yaveh handeha Farao dia hampahory ny tanànan'i Farao rehetra amin'ny sahona Yaveh.
# Aiza no halehan'ireo sahona avy ao amin'ny renirano?
Hiakatra ireo sahona ary hiditra ao an-tranon'ireo Egyptiana, ny efitrano fatoriana, sy ny fandriana. Ho any amin'ny tranon'ireo mpanompony ireo. Ho any amin'ny olony, ny lafaorony, ary ireo lovia jobo fanaovany mofo ireo.