plt_tq/exo/05/06.md

4 lines
202 B
Markdown

# Iza no nomen'i Farao baiko mba tsy hanome mololo hanaovan'ny Israelita biriky intsony?
Nanome baiko ireo mpampiasa sy ireo mpiambina mba tsy hanome mololo hanaovan'ny Israelita biriky intsony Farao.