plt_tq/est/10/01.md

4 lines
230 B
Markdown

# Taiza ireo zava-bitan'i Ahasoerosy mpanjaka rehetra nohon'ny heriny sy ny fahefany no voasoratra?
Ny zava-bitany rehetra nohon'ny heriny sy ny fahefany dia voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Media sy Persi.