plt_tq/est/06/04.md

4 lines
347 B
Markdown

# Momba ny inona no noheverin'i Hamana fa noresahan'ny mpanjaka, rehefa nanontany azy ny tokony atao amin'ny lehilahy izay tian'ny mpanjaka homem-boninahitra i Hamana?
Rehefa nanontany an'i Hamana izay tokony atao amin'ny lehilahy izay tian'ny mpanjaka homem-boninahitra ny mpanjaka, dia nihevitra i Hamana fa momba azy no noresahin'ny mpanjaka.