forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
552 B
Markdown
8 lines
552 B
Markdown
# Nahoana ny mpanjaka no nandidy ny mpanompony mba hitondra ny boky fitehirizana tantara tamin'ny fotoana nitondrany?
|
|
|
|
Tsy nahita tory ny mpanjaka tamin'izany alina izany, koa nandidy ny mpanompony izy mba hitondra ny boky fitehirizana tantara tamin'ny fotoana nitondrany.
|
|
|
|
# Inona moa no efa mba natao mba nanomezana voninahitra na fankatoavana an'i Mordekay tamin'ny filazany ny momba an'i Bigtana sy Taresy?
|
|
|
|
Tsy nisy natao mba nanomezana voninahitra na fankatoavana an'i Mordekay tamin'ny filazany tamn'ny mpanjaka ny momba an'i Bigtana sy Taresy.
|