forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
612 B
Markdown
8 lines
612 B
Markdown
# Inona no nolazain'i Mordekay tamin'i Hakàta?
|
|
|
|
Nolazain'i Mordekay taminy izay rehetra nitranga taminy, sy ny fitambaran'ny volafotsy izay nampanantenain'i Hamana haloa sy hapetraka ao amin'ny trano fitehirizan'ny mpanjaka mba hamonoana ireo Jiosy.
|
|
|
|
# Nahoana no nomen'i Mordekay dika mitovy amin'ny lalàna izay navoaka tany Sosana ny amin'ny fanapotehana ny Jiosy?
|
|
|
|
Nataon'i Mordekay izany mba ahafahan'i Hatàka mampiseho izany amin'i Estera, sy mba hanomezan'i Hatàka azy andraikitra amin'ny fandehanana any amin'ny mpanjaka mba hitalaho ny fankasitrahany, ary hitalaho aminy amin'ny anaran'ny vahoakany.
|