forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
376 B
Markdown
4 lines
376 B
Markdown
# Nahoana ny mpanjaka no nampisatroka satro-boninahitra teo amin'ny lohan'i Estera ary nanao azy ho mpanjakavavy?
|
|
|
|
Tian'ny mpanjaka mihoatra noho ireo vehivavy rehetra i Estera, ary nahazo fankasitrahana sy fahatsaram-panahy teo anatrehany izy, mihoatra noho ireo virijiny rehetra, noho izany dia nosatrohiny satro-boninahitra teo amin'ny lohany ary nataony mpanjakavavy izy.
|