forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
323 B
Markdown
8 lines
323 B
Markdown
# Miady manohitra an'iza ny mpino?
|
|
|
|
Ny mpino dia miady manohitra ny fanjakana sy ireo fahefana ara-panahy ary ireo mpanapaky ny fahamaizinan-dratsy.
|
|
|
|
# Nahoana ny mpino no tsy maintsy mitafy ny fiadian'Andriamanitra?
|
|
|
|
Tsy maintsy mitafy ny fiadian'Andriamanitra ny mpino mba afahana mijoro manohitra ireo tetiky ny devoly.
|